Madagasikara sy ny Momba Azy

Note utilisateur: 0 / 5

Etoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactives
Variana amin'ny fiainana andavanandro ve ? Sa efa lasa entin'ny fahazarana fotsiny sisa isika - izaho anisany - ka tsy misy intsony mahatahiry ireo lovantsofina, na tantara tany aloha? Sa ireo ray aman-dreny ...

Lire la suite...

ALERTE…LOZA MITATAO…IKOPA

Note utilisateur: 0 / 5

Etoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactives
[...] Ny fakàna amalona eo ihany, fa ny atahorako dia ho tampohin-doza ao ireo olona ireo, ka tsy te-handre amin'ny fampielezampeo aho, na hahita lohateny vaventy anaty gazety hilaza, fa hoe "Nisy olona ...

Lire la suite...

projet de loi FIXANT LE REGIME JURIDIQUE DE L’IMMATRICULATION ET DE LA PROPRIETE FONCIERE TITREE

Note utilisateur: 0 / 5

Etoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactives
Mesdames et Messieurs les Journalistes, Veuillez trouver, ci-joint, un communiqué de la plateforme Solidarité des Intervenants sur le Foncier (SIF) et du Collectif pour la défense des terres malgaches ...

Lire la suite...

19 Aogositra (1839 – 2016) vs 13 Mai

Note utilisateur: 0 / 5

Etoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactives
Ny 19 Aogositra 1839 no tsaroana rehefa tonga ny fankalazàna ny Andro Manerantany ho an'ny Fakàna Sary.[...] Ho fankalazako io andro io, na dia tsy tamin'ny 18h39 aza no nakàna ny sary [...] teo amin'ilay toerana manan-tantara amin'ny resaka politika: #13Mai #Analakely #Madagasikara

Lire la suite...

Code de la Communication Mediatisée

Note utilisateur: 0 / 5

Etoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactives
Nous, journalistes travaillant et collaborant avec des organes et des agences de presse locaux et internationaux, signataires de la présente déclaration, Exprimons notre déception après de la décision[...] Izahay ...

Lire la suite...

OLON-DIA MIDELIRA

Note utilisateur: 0 / 5

Etoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactives
Soamahamanina sy ny OLONDIA MIDELIRA [...] Ny sasany hihevitra ny tenany ho saka tsy mety voky, ny hafa tsy mahandry ny andro hanidinana toy ny akoho ; ary tsy vitsy no manao toton’ondry bory fotsiny, sady tsy mety hamonjy ny vala no mideronina eny an-tsaha fa mataho-baratra.

Lire la suite...

Potika ny Teniko…Potika ny Taniko

Note utilisateur: 0 / 5

Etoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactives
F'izay ataoko rehetra raha mbola Gasigasy..Dia omeko famaritana ho endrika fa Ratsy..Miova izay jereko..Ary hatramin'ny fireneko..No tiako hosoloina ny firenen'ny hafa..Inona ary no antony ? Tsy fantatro fa asa..Inona ary izao no maha-malagasy anao ?

Lire la suite...

VONOY DAHOLO IZAY MANELINGELINA

Note utilisateur: 0 / 5

Etoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactives
[...] Mbola misy tokony hovonoina ve eto? Mbola misy fahavalon’ireo mpiatsaravelatsihy sy mpanao ny ampihimamba ny haren’ity firenena ity? Mbola misy mpitondra fivavahana ve eto ka mahita tombony amin’ny fandripahana ny mpanelingelina azy? [...]

Lire la suite...

Catégories

REMARQUE ! Ce site utilise des cookies.

En poursuivant votre navigation sur ce site, vous acceptez l’utilisation de cookies pour vous proposer des contenus et services adaptés à vos centres d’intérêts

J'ai compris