Note utilisateur: 0 / 5

Etoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactives
 
Nandeha niantsena tany Imerintsiatosika i Neny omaly. Amin’ny maha renim-pianankaviana azy dia nijery izay ilaina sy mahasoa ny ao antokan-trano izy. Nividy trondro, voasary, anana, sns…Nitafa sy nitakosona tamin’ny tantsaha ihany koa izy ary nifanakalo hevitra tamin’izy ireo. Olana goavana mianjady amin’ny tantsaha ny tsy fandriam-pahalemana izay mahazo vahana ankehitriny : « tamin’ity fitondrana ity vao

Lire la suite: MyDago.com aime Madagascar

Catégories

REMARQUE ! Ce site utilise des cookies.

En poursuivant votre navigation sur ce site, vous acceptez l’utilisation de cookies pour vous proposer des contenus et services adaptés à vos centres d’intérêts

J'ai compris