Note utilisateur: 0 / 5

Etoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactives
 
Vono olona nahatsiravina no nitranga teny Atsimondrano ny Sabotsy 10 Aogositra 1991. Raha tsiahivina ny tantara dia nisy ny fitakiana  ny fanovana lalàmpanorenana nananganana ny Repoblika fahatelo tamin’ny taona 1991. Ireo mpanao politika tsy niara-dia tamin’ny Amiraly no nanao izany. Niziriziry anefa Ingahy Ratsiraka, ny fanapahakevitra noraisiny dia ny fanendrena ny filohan’ny fivondronam-pokontanin’Antananarivo Renivohitra tamin’izany … Related posts:

Lire la suite sur mydago.com

Catégories

REMARQUE ! Ce site utilise des cookies.

En poursuivant votre navigation sur ce site, vous acceptez l’utilisation de cookies pour vous proposer des contenus et services adaptés à vos centres d’intérêts

J'ai compris