Note utilisateur: 0 / 5

Etoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactives
 
Noraofin'ny mpitandro ny filaminana ny finday sy ny fakantsarin'izay rehetra naka sary ny zavatra nataon-dry zareo tamin'ny fanitsahana ny fanamafisam-peo sy ny fanakanana ny olona tao Tolagnaro, na Fort Dauphin, any atsimo atsinanan'i Madagasikara hihaona amin'Atoa Ravalomanana. Tanora iray no nilaza izany tamin'ireo olona hafa naka sary azy, raha ny fomba filaza dia voaendaka izy ka nolazainy fa any amin'ny kapiteny iray manana ny lazany (atsimo) no maka azy indray raha haka ny findainy izy. Nandalo tany amin'ity faritra ity manko Atoa Ravalomanana Marc, filoha teo aloha, ary karazana fanohintohinana azy no mahatonga izao toe-javatra izao. Efa ho herinandro koa izay no nalaza ny raharaha Arfa, ilay "gadra nandositra" ka any Frantsa vao nitranga indray, nidradradradra ity ranamana ity fa nandoa vola 70.000 euros tamin'ny minisitry ny fitsarana malagasy sy 30.000 euros tamin'ny tonia mpampanoa lalàna eto Antananarivo, izay samy vehivavy avokoa. Ny minisitry ny fampahalalam-baovao, izay mpanao gazety ihany koa, no niaro voalohany ny minisitra. Rehefa niteny ny amin'ny tsy misy ilaina hihainoana gadra sy mpanao heloka ny filoham-pirenena vao nanoka-bava ny minisitra mpitàna ny tombokasem-panjakana fa hitory ity teratany frantsay ity.

Lire la suite sur jentilisa.blaogy.com

Catégories

Agenda

Diffuser vos évènements sur Gasy.net (Autre rendez-vous)

Fête de l'indépendance à Paris (Soirée)

Dernières Unes

Juliette Ratsimandrava - Salangalanga

Madagascar Un des seuls documentaire sur les évenements de 1947 à Madagascar vig 04 130911

MADAGASCAR : Le temps de la colonie

Les esclaves oubliés de l'île Tromelin

Cyril Takayama - Burger Magic

J'irai Dormir Chez Vous - Episode 18 - Madagascar

Madagascar : L'île rouge - Echappées belles

Madagascar: Erick Rajaonary et son engrais révolutionnaire

Dernières vidéos

HARAMY Tsy magnino MUSIC COULEUR TROPICAL CLIP GASY 2018

JEAN MARIE DELPHA - Agny iha | MUSIC COULEUR TROPICAL | CLIP GASY 2018

5 RUGBY ANS

3 MASINDRAY

9 BASKET ASIEF

2 THB LIGUE

Dernières photos

20161022 nono::800_9149

20161022 nono::800_9092

20161022 nono::D3S_9778

20160327 rns p01::DSCF1414

20160327 rns p01::DSCF1406

20160327 rns p01::DSCF1398

20160319 Black & White::D3S_7876

20160319 Black & White::D3S_7828

REMARQUE ! Ce site utilise des cookies.

En poursuivant votre navigation sur ce site, vous acceptez l’utilisation de cookies pour vous proposer des contenus et services adaptés à vos centres d’intérêts

J'ai compris