Note utilisateur: 0 / 5

Etoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactives
 
Nisy mihitsy ny nahazo sary azy ary navoaka tamin’ny tambajotra sosialy. Teo am-pikarakarana alika ilay lehilahy lehibe izay heverina fa tsy salama saina raha oharina amin’ny akanjo anaovany, ny volo lavany, ary ny lotony. Notetehiny tamin’ny zava-maranitra  ilay biby ary nesoriny ny taovany. Ny alakamisy teo no nisehoan’izany, tsy tany amin’ny toerana miafinafina akory fa… The post appeared first on .

Lire la suite sur midi-madagasikara.mg

Catégories

REMARQUE ! Ce site utilise des cookies.

En poursuivant votre navigation sur ce site, vous acceptez l’utilisation de cookies pour vous proposer des contenus et services adaptés à vos centres d’intérêts

J'ai compris