Note utilisateur: 0 / 5

Etoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactives
 
Navoaka omaly teto amin’ny gazety ny fisian’ny mpampianatra iray amin’ny EPP izay lavon’ny mpitandro ny filaminana, niaraka tamin’ny telo lahy hafa. Izy ireo dia voalaza fa dahalo mpangalatra omby. Omaly dia nivoatra ny vaovao ary fantatra fa voasambotra ihany koa ny ben’ny tanàna teo aloha tao amin’ny kaominina ambanivohitra  Agnadravy, distrika Vondrozo. Tafatsoaka izy io… The post appeared first on .

Lire la suite sur midi-madagasikara.mg

Catégories

REMARQUE ! Ce site utilise des cookies.

En poursuivant votre navigation sur ce site, vous acceptez l’utilisation de cookies pour vous proposer des contenus et services adaptés à vos centres d’intérêts

J'ai compris