Vonjeo ny taninay- KLARYS

3,462
8 years ago
111 0

NY FITIAVANA IHANY ---HENRI RATSIMBAZAFY & VOAHIRANA

Détails
3:01
by Claude Erick Rakotoarisoa
4 months ago
in Voahirana
0 0
55 views

His eyes is on the sparrow - Sister Act (by Voahirana) #EtageParis

Détails
3:37
by Voahirana CE
4 months ago
in Voahirana
0 0
143 views

I can’t live a day - Avalon (Cover Voahirana) #EtageParis

Détails
4:31
by Voahirana CE
4 months ago
in Voahirana
0 0
124 views

MC ZANN _ Ianao feat Voahirana

Détails
3:42
by JAH PROTECT MUSIC OFFICIEL
5 months ago
in Voahirana
0 0
166 views

VOAHIRANA - RAOZY MAINA (VOLOLONA ) - KINTANA FAHINY 2019, PRIME 2

Détails
2:11
by i-BC TV
6 months ago
in Voahirana
0 0
43 views

TSY HANELINGELINA---VOAHIRANA--2001

Détails
4:26
by Claude Erick Rakotoarisoa
6 months ago
in Voahirana
1 0
146 views

2eme Partie - Fa Ny Fitiavana no Lehibe Indrindra - Toriteny Pasteur Voahirana Novembre 2019

Détails
26:36
by Fiangonana Fanalahidin' ny Fanjakan' Andriamanitra
6 months ago
in Voahirana
0 0
55 views

Fa ny Fitiavana no Lehibe Indrindra - Toriteny Pasteur Voahirana novembre 2019

Détails
23:11
by Fiangonana Fanalahidin' ny Fanjakan' Andriamanitra
6 months ago
in Voahirana
0 0
104 views

Toriteny Pst Voahirana - Mois de Novembre - Zanak' Andriamanitra Miavaka (6)

Détails
22:11
by Fiangonana Fanalahidin' ny Fanjakan' Andriamanitra
7 months ago
in Voahirana
0 0
35 views

Toriteny Pst Voahirana - Mois d' Octobre - Zanak' Andriamanitra Miavaka (5)

Détails
23:49
by Fiangonana Fanalahidin' ny Fanjakan' Andriamanitra
7 months ago
in Voahirana
0 0
67 views

RAHA SANATRIA (Voahirana)

Détails
5:07
by Rondro HR
7 months ago
in Voahirana
0 0
164 views

Toriteny Pst Voahirana - Mois d' Octobre - Zanak' Andriamanitra Miavaka (3)

Détails
21:54
by Fiangonana Fanalahidin' ny Fanjakan' Andriamanitra
7 months ago
in Voahirana
0 0
65 views

Toriteny Pst Voahirana Live - Mois d' Octobre - Zanak' Andriamanitra Miavaka (4)

Détails
17:56
by Fiangonana Fanalahidin' ny Fanjakan' Andriamanitra
7 months ago
in Voahirana
0 0
56 views

Toriteny Pst Voahirana partie2 - Mois d' Octobre - Zanak' Andriamanitra Miavaka (2)

Détails
20:19
by Fiangonana Fanalahidin' ny Fanjakan' Andriamanitra
8 months ago
in Voahirana
0 0
80 views

Toriteny Pst Voahirana partie 1 - Mois d' Octobre Zanak' Andriamanitra Miavaka (1)

Détails
18:13
by Fiangonana Fanalahidin' ny Fanjakan' Andriamanitra
8 months ago
in Voahirana
0 0
70 views
(0:05:03) I KLARYS no namorona ny hira fa miara-mihira ity hira ity: FARA ANDRIAMAMONJY, MAMIE KELY, VOAHIRANA RANDRIANJOHARY,KLARYS ary i HANTATIANA .Hira atolotro ho an'ny tanindrazana izay mbola hita fa sahirana mandrak'ankehitriny Tononkira: 1-Ny taninay ry Tompo o mba vonjeo ity nosindrazanay Jesosy o mba jereo ny firenenay ry Tompo o amindrao fo ny malagasy vonjeo fa very tokoa 2-Ny taninay ry Tompo o mba vonjeo ity nosindrazanay Jesosy o mba jereo ny firenenay ry Tompo o amindrao fo ny malagasy vonjeo fa very tokoa 3- Fa mahantra izahay ety an-tany ka mangataka aminao ry Ray Mpahary mba vonjeo ny fanahinay fa aza avela hijaly mandrakizay 4- Enga anie ka ho tonga ny fanjakanao ka hanjaka ny fifohazam-panahy midina ianao Fanahy Masina o hampibebaka ity nosinay 5-Ny taninay ry Tompo o mba vonjeo ity nosindrazanay Jesosy o mba jereo ny firenenay ry Tompo o amindrao fo ny malagasy vonjeo fa very tokoa 6- ifonako aminao ireo malagasy ifonako aminao ireo manam-pahefana mifona aminao tsy mendrika izahay o mamindra fo vonjeo ny taninao 7- Ny fo vatonay ry Tompo o havaozy ny toetra ratsy Jesoa o mba diovy mba ovao izahay ho tonga zanakao ny fatoranay ry Tompo o mbà vahao 8- Ny taninay ry Tompo o mba vonjeo ity nosindrazanay Jesosy o mba jereo ny firenenay ry Tompo o amindrao fo ny malagasy vonjeo fa very tokoa koa clip video

Catégories