Note utilisateur: 0 / 5

Etoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactives
 
Tonga amin'ny fotoana lazain'ny olona ho Apokalipsa ny zavamisy eto (ao) Antananarivo. Loza no dikan'ny Pesta na niavian'ny teny hoe pesta, hoy ny mpandalina ny teny. Dia tery ny tena hanoratra, toy ny fanoratr'ilay nanoratra ny Apokalipsa hita ao amin'ny baiboly: "Soraty... Izao no lazaovy amin'Antananarivo". Saingy tsy hoe nifandray amin'Andriamanitra aho na nodidian'Andrimanitra hanoratra nefa toy ny misy manery izany. Tsy mety mahavita tsara ny zavatra tokony atao raha tsy vita izay tokony hosoratana, toy ny hoe ozona tsy afa-manao na inona na inona raha tsy vita izay tokony hosoratana. Izay ve ilay aingam-panahy? Inona ilay hosoratana? Ny loton'Antananarivo, ny korontan'Antananarivo, ny gaborarak'Antananarivo. Tonga ny fotoana tsy maintsy ilazana fa raha te-hivoatra na te-handroso kokoa i Antananarivo dia tsy maintsy maka izao fanapahan-kevitra mety efa fantatrareo mpamaky izao: Miala eto Antananarivo ny tsena ankalamanjana, na anaty fefy na ivelan'ny fefy, ary miala hatrany amin'ny 20km any mihitsy. Efa voretra loatra ny mponina ka isaky ny alamina dia miverina amin'ny gaboraraka hatrany rehefa avy eo satria heveriny fa izay no "voajanahary" aminy.  Faramparan'ny volana septambra, ...

Lire la suite sur jentilisa.blaogy.com

Catégories

Dernières Unes

Juliette Ratsimandrava - Salangalanga

Madagascar Un des seuls documentaire sur les évenements de 1947 à Madagascar vig 04 130911

MADAGASCAR : Le temps de la colonie

Les esclaves oubliés de l'île Tromelin

Cyril Takayama - Burger Magic

J'irai Dormir Chez Vous - Episode 18 - Madagascar

Madagascar : L'île rouge - Echappées belles

Madagascar: Erick Rajaonary et son engrais révolutionnaire

Dernières vidéos

Behaja - Folimena tsapiky toliara (FIDA CYRILLE RUDY DIDI)

LE JITE DU 14 DECEMBRE 2019 PART 2

LE JITE DU 14 DECEMBRE 2019 PART 1

TSIKONINA PIZZA JAMBON POULET DU 14 DECEMBRE 2019

VAOVAO DU 14 DECEMBRE 2019 BY TV PLUS MADAGASCAR

METAL DU 14 DECEMBRE 2019 BY TV PLUS MADAGASCAR

Dernières photos

20161022 nono::800_9149

20161022 nono::800_9092

20161022 nono::D3S_9778

20160327 rns p01::DSCF1414

20160327 rns p01::DSCF1406

20160327 rns p01::DSCF1398

20160319 Black & White::D3S_7876

20160319 Black & White::D3S_7828

REMARQUE ! Ce site utilise des cookies.

En poursuivant votre navigation sur ce site, vous acceptez l’utilisation de cookies pour vous proposer des contenus et services adaptés à vos centres d’intérêts

J'ai compris