Note utilisateur: 0 / 5

Etoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactives
 
Raha niezaka ny hamita aho dia nampiasa ny teny hoe karetsaka na ikaretsaka, teny mahagasy fahiny mbola miasa ankehitriny fa amin'ilay dikany iray monja. Fantaro ho an'izay tsy mbola mahalala fa efa nametraka anarana alika ihany ny Malagasy fahiny, tsy milou na bobby no anarana nalaza fa ikaretsaka, nahoana no izay anarana izay? Noho ilay anarana natao hiambina na hidim-baravarana ve? Tsy izay ihany fa ilay afa-mivezivezy na mikaretsaka mety ho azo adika hoe 'vas et viens' araka ny tenintsika malagasy ankehitriny. Dikany ihany koa ilay hoe mivezivezy haingana, tonga haingana any amin'ny toerana andehanana... avy amin'izany no nahatonga ny taxi hanana anarana hoe fiara karetsaka, mahatonga haingana amin'izay aleha, fa tsy hoe karetsaka ny hidim-baravaran'ilay fiara... Tadidio izay dikany faharoa izay.  

Lire la suite sur jentilisa.blaogy.com

Catégories

Dernières Unes

Juliette Ratsimandrava - Salangalanga

Madagascar Un des seuls documentaire sur les évenements de 1947 à Madagascar vig 04 130911

MADAGASCAR : Le temps de la colonie

Les esclaves oubliés de l'île Tromelin

Cyril Takayama - Burger Magic

J'irai Dormir Chez Vous - Episode 18 - Madagascar

Madagascar : L'île rouge - Echappées belles

Madagascar: Erick Rajaonary et son engrais révolutionnaire

Dernières vidéos

Raiven Performance live NIAROVANA CAROLINE(ILAKA EST)

Behaja - Folimena tsapiky toliara (FIDA CYRILLE RUDY DIDI)

LE JITE DU 14 DECEMBRE 2019 PART 2

LE JITE DU 14 DECEMBRE 2019 PART 1

TSIKONINA PIZZA JAMBON POULET DU 14 DECEMBRE 2019

VAOVAO DU 14 DECEMBRE 2019 BY TV PLUS MADAGASCAR

Dernières photos

20161022 nono::800_9149

20161022 nono::800_9092

20161022 nono::D3S_9778

20160327 rns p01::DSCF1414

20160327 rns p01::DSCF1406

20160327 rns p01::DSCF1398

20160319 Black & White::D3S_7876

20160319 Black & White::D3S_7828

REMARQUE ! Ce site utilise des cookies.

En poursuivant votre navigation sur ce site, vous acceptez l’utilisation de cookies pour vous proposer des contenus et services adaptés à vos centres d’intérêts

J'ai compris