Note utilisateur: 0 / 5

Etoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactives
 
Nandalo tao Dubai ny tena raha hizotra ho aty amin'ny Vovonana Global Voices 2017 izay tontosaina eto Colombo, Sri Lanka. Mba be menomenona ery isika amin'ny fitohanan'ny fiara isaky ny maraina ao an-drenivohitra ao, ary anisan'ny lohany ny tena. Fa teto kosa ry zareo! andro amin'ny fito maraina ora ao an-toerana , amboteiazin'ny fiara mitatitra ny entan'ny mpandeha sy ny fiara mitatitra ny olona hiditra ao anaty fiaramanidina no mafotaka, amboteiazy ao anaty seranam-piaramanidina  "Terminal 3". Olona re izao! entana re izao! fiara re izao! raha izany angamba no ao Madagasikara dia horakoraka ny an'ny Malagasy hoe "ialahy aza tsy manana" saingy nofy izany hatramin'izao fotoana anoratana izao. Ilay seranam-piaramanidina fotsiny dia efa goavana, nataony nahita mihitsy hoe efa ho 20 minitra eny an-dalana hatrany ao anaty fiarabe avy eo amin'ny vavahady B4 fidirana ho any anaty fiaramanidina, tsy mandeha mafy kosa nefa na izany aza! Ilay seranam-piaramanidina sy ny manodidina  azy ihany koa tsara rafitra natao hampiderana ny rentirentin'i Dubai sy ny fandrosoany, nefa dia fotoana vitsy no nahavitany izany tanàna izany. Be ery isika mimenomenona amin'ilay malaza fa misy Malagasy mpanao ...

Lire la suite sur jentilisa.blaogy.com

Catégories

Dernières Unes

Juliette Ratsimandrava - Salangalanga

Madagascar Un des seuls documentaire sur les évenements de 1947 à Madagascar vig 04 130911

MADAGASCAR : Le temps de la colonie

Les esclaves oubliés de l'île Tromelin

Cyril Takayama - Burger Magic

J'irai Dormir Chez Vous - Episode 18 - Madagascar

Madagascar : L'île rouge - Echappées belles

Madagascar: Erick Rajaonary et son engrais révolutionnaire

Dernières vidéos

Behaja - Folimena tsapiky toliara (FIDA CYRILLE RUDY DIDI)

LE JITE DU 14 DECEMBRE 2019 PART 2

LE JITE DU 14 DECEMBRE 2019 PART 1

TSIKONINA PIZZA JAMBON POULET DU 14 DECEMBRE 2019

VAOVAO DU 14 DECEMBRE 2019 BY TV PLUS MADAGASCAR

METAL DU 14 DECEMBRE 2019 BY TV PLUS MADAGASCAR

Dernières photos

20161022 nono::800_9149

20161022 nono::800_9092

20161022 nono::D3S_9778

20160327 rns p01::DSCF1414

20160327 rns p01::DSCF1406

20160327 rns p01::DSCF1398

20160319 Black & White::D3S_7876

20160319 Black & White::D3S_7828

REMARQUE ! Ce site utilise des cookies.

En poursuivant votre navigation sur ce site, vous acceptez l’utilisation de cookies pour vous proposer des contenus et services adaptés à vos centres d’intérêts

J'ai compris