Note utilisateur: 0 / 5

Etoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactives
 
Miditra amin'ny taimbava manaraka indray amin'ity volana ity. Teny am-pandehanana nankaty amin'itony toerana vahiny itony moa dia nandray fiaramanidina ny tena. Niainga avy tao Ivato nankao Maorisy ihany ny ekipan'ireny zotram-piaramanidina ireny no miresaka aminao amin'ny teny frantsay fa vao zotra niainga nankao Maorisy nankao Dubai dia tsy mahalala afa-tsy teny Arabo sy teny Anglisy ireny ekipa ireny miteny amin'ny mpandeha. Dia ahoana izany raha tsy mahay ireo teny roa voasoratra ireo? Raha miangavy ianao dia mety hahay hamaly amin'ny teny frantsay ihany ny sasantsasany amin'izy ireny. Efa manambola moa ny mpiteny arabo ka dia zony ny manao izay tiany atao amin'ny orinasa ananany, na dia mety tsy hahatratra ny ampahaefany amin'ny mpandeha aza ny miteny arabo dia efa mahazo tombondalana aloha ry zareo fa mahazo izay lazaina.  Mahita izany toe-javatra izany dia efa iaraha-mahalala ny fihazakazahantsika ray aman-dreny mandefa ny zanatsika any amin'ny sekoly miteny frantsay. Na dia mpandala ny teny malagasy aza aho dia "manaiky tsy fidiny" ny hampiana-janaka amin'ireny toerana ireny. Tahaka ny hoe mihidy aman-trano raha vao teny malagasy no ampianarina ny zaza vao miditra amin'ny ...

Lire la suite sur jentilisa.blaogy.com

Catégories

Dernières Unes

Juliette Ratsimandrava - Salangalanga

Madagascar Un des seuls documentaire sur les évenements de 1947 à Madagascar vig 04 130911

MADAGASCAR : Le temps de la colonie

Les esclaves oubliés de l'île Tromelin

Cyril Takayama - Burger Magic

J'irai Dormir Chez Vous - Episode 18 - Madagascar

Madagascar : L'île rouge - Echappées belles

Madagascar: Erick Rajaonary et son engrais révolutionnaire

Dernières vidéos

Behaja - Folimena tsapiky toliara (FIDA CYRILLE RUDY DIDI)

LE JITE DU 14 DECEMBRE 2019 PART 2

LE JITE DU 14 DECEMBRE 2019 PART 1

TSIKONINA PIZZA JAMBON POULET DU 14 DECEMBRE 2019

VAOVAO DU 14 DECEMBRE 2019 BY TV PLUS MADAGASCAR

METAL DU 14 DECEMBRE 2019 BY TV PLUS MADAGASCAR

Dernières photos

20161022 nono::800_9149

20161022 nono::800_9092

20161022 nono::D3S_9778

20160327 rns p01::DSCF1414

20160327 rns p01::DSCF1406

20160327 rns p01::DSCF1398

20160319 Black & White::D3S_7876

20160319 Black & White::D3S_7828

REMARQUE ! Ce site utilise des cookies.

En poursuivant votre navigation sur ce site, vous acceptez l’utilisation de cookies pour vous proposer des contenus et services adaptés à vos centres d’intérêts

J'ai compris