Note utilisateur: 0 / 5

Etoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactives
 
Nivory sy niresaka tamin'ny mpanao gazety ireo mpivarotra manana trano fivarotana eo amin'ny Pavillons Analakely. Fanairana no ataon-dry zareo mba hanesorana amin'izay ireo mpivarotra amorony sy anaty lalana izay mibahana ny mankany amin-dry zareo fa mamono tanteraka ny varotra ataon-dry zareo ireo mpivarotra hafa ireo sady efa manorina trano hazo mihitsy ivarotana. Nolazain-dry zareo ihany koa fa efa imbetsaka nanao antso avo tamin'ny Kaominina ry zareo amin'ny hanesorana ireo mpivarotra mibahan-dalana ireo saingy mbola tsy tontosa izany mandraka ankehitriny. Ny zavatra iray nahafinaritra ahy tamin'ity raharaha ity dia hita fa te-handala ny maha-renivohitr'i Madagasikara an'Antananarivo ireto nanao antso avo ireto ka tsy tokony isian'ny savoritaka mihitsy. Marina izany. Hamoaka ny hevitro manokana amin'izay aho. Hetsiky ny saranga antonony ity hetsika ity ka tsy ho zakan'ireo milaza tena ho "madinika" mihitsy. Hetsiky mpandoa hofantrano sy mpandoa hetra, hetsik'ireo miezaka ny haha-ara-dalàna azy fa tsy hihazakazaka amin'ilay fisainana hoe rehefa tsy hiasa ireo dia hangalatra, toy ny hoe miasa sy mangalatra ihany no azo atao eto ambonin'ny tany. Hevitro manokana dia izany hetaheta ...

Lire la suite sur jentilisa.blaogy.com

Catégories

Agenda

Diffuser vos évènements sur Gasy.net (Autre rendez-vous)

Dernières Unes

Juliette Ratsimandrava - Salangalanga

Madagascar Un des seuls documentaire sur les évenements de 1947 à Madagascar vig 04 130911

MADAGASCAR : Le temps de la colonie

Les esclaves oubliés de l'île Tromelin

Cyril Takayama - Burger Magic

J'irai Dormir Chez Vous - Episode 18 - Madagascar

Madagascar : L'île rouge - Echappées belles

Madagascar: Erick Rajaonary et son engrais révolutionnaire

Dernières vidéos

Follow ya gasy tik tok AUREL46

8 ADMINISTRATEUR DES HOPITAUX

9 FIZAVATO

11 CEINTURE VERTE

12 FIM REMISE

13 AMBODIFAHITRA

Dernières photos

20161022 nono::800_9149

20161022 nono::800_9092

20161022 nono::D3S_9778

20160327 rns p01::DSCF1414

20160327 rns p01::DSCF1406

20160327 rns p01::DSCF1398

20160319 Black & White::D3S_7876

20160319 Black & White::D3S_7828

REMARQUE ! Ce site utilise des cookies.

En poursuivant votre navigation sur ce site, vous acceptez l’utilisation de cookies pour vous proposer des contenus et services adaptés à vos centres d’intérêts

J'ai compris