Note utilisateur: 5 / 5

Etoiles activesEtoiles activesEtoiles activesEtoiles activesEtoiles actives
 
Misy tohiny indray ny tantara omaly raha mitsidika iny amin'ny faritra atsimo iny ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana. Nolazain'ny ny tati-baovao avy amin'ny gazety Midi-Madagasikara fa noteren'ny solontenan'ny Faritra Anosy hiala amin'ny efitrano ivahiniany ity rangahy ity. Voalaza tao izay efa nosoratana tato amin'ity sehatra ity, dia ny fanapotehana ny fanamafisampeo sy ny finday mbamin'ny fakantsarin'izay nanaraka ny fotoana tany. Androany kosa dia nitohy tany Ambovombe Androy ny fitsidiham-paritra sy ny fanakatsakanana avy amin'ny fitondrana. Tsy nahomby ny fanapahan-jiro fa fitaovana fanamafisam-peo efa voafahana no nampiasaina. Nidirana ny trano nanaovana fivoriana. Enjehin'ny mpitandro ny filaminana izay maka sary. Tsy mahazo mivoaka ny fiara misy azy ny filoha teo aloha (efa nisy faritra nanaovana toy izany ihany koa. Temerin'ny fiaran'ny mpitandro ny filaminana akaiky ny fiaran'ny mpitety faritra. Hevitro manokana, misy ny mihevitra fa azy iny faritra iny ary hanaovany izay isam-bato tiany holazainy handrombahany ny fahefana indray. Izay no mety ho anton'izao antsojay izao  

Lire la suite sur jentilisa.blaogy.com

Catégories

Agenda

Diffuser vos évènements sur Gasy.net (Autre rendez-vous)

Dernières Unes

Juliette Ratsimandrava - Salangalanga

Madagascar Un des seuls documentaire sur les évenements de 1947 à Madagascar vig 04 130911

MADAGASCAR : Le temps de la colonie

Les esclaves oubliés de l'île Tromelin

Cyril Takayama - Burger Magic

J'irai Dormir Chez Vous - Episode 18 - Madagascar

Madagascar : L'île rouge - Echappées belles

Madagascar: Erick Rajaonary et son engrais révolutionnaire

Dernières vidéos

Follow ya gasy tik tok AUREL46

8 ADMINISTRATEUR DES HOPITAUX

9 FIZAVATO

11 CEINTURE VERTE

12 FIM REMISE

13 AMBODIFAHITRA

Dernières photos

20161022 nono::800_9149

20161022 nono::800_9092

20161022 nono::D3S_9778

20160327 rns p01::DSCF1414

20160327 rns p01::DSCF1406

20160327 rns p01::DSCF1398

20160319 Black & White::D3S_7876

20160319 Black & White::D3S_7828

REMARQUE ! Ce site utilise des cookies.

En poursuivant votre navigation sur ce site, vous acceptez l’utilisation de cookies pour vous proposer des contenus et services adaptés à vos centres d’intérêts

J'ai compris