Groupe Laurent Rakotomamonjy - Hazo fijaliana

2,090
10 years ago
92 0

OMEO AHY - Laurent RAKOTOMAMONJY - Instrumental

Détails
4:42
by Steblerlin STEBLERT
Il y a 3 semaines
in Laurent Rakotomamonjy
0 0
48 views

Ovay Laurent Rakotomamonjy

Détails
5:08
by invisible
Il y a 3 semaines
in Laurent Rakotomamonjy
0 0
17 views

EKEKO TSOTRA IZAO - Laurent RAKOTOMAMONJY - Instrumental

Détails
3:35
by Steblerlin STEBLERT
4 months ago
in Laurent Rakotomamonjy
0 0
155 views

Propagandy GrAS ft Laurent Rakotomamonjy

Détails
5:43
by Alphatokiniaina Ratax
4 months ago
in Laurent Rakotomamonjy
0 0
172 views

Laurent Rakotomamonjy - Hazo fijaliana

Détails
3:52
by Hira malagasy Cassette
5 months ago
in Laurent Rakotomamonjy
0 0
207 views

AZO ANTOKA (LAURENT RAKOTOMAMONJY & BENJA )

Détails
7:48
by rakoto jacques
7 months ago
in Laurent Rakotomamonjy
0 0
296 views

Fiderana an-kira , STK Aumonerie Malagasy Presbyteriana (Maurice) sy Laurent Rakotomamonjy

Détails
1:42
by Hasina Rabenja Rakotomaharo
7 months ago
in Laurent Rakotomamonjy
1 0
251 views

Ity Jesoa ity - Laurent Rakotomamonjy

Détails
4:11
by Matiasy Raz
8 months ago
in Laurent Rakotomamonjy
1 0
274 views

HODY AHO--LAURENT RAKOTOMAMONJY-GLR--1989

Détails
3:16
by Claude Erick Rakotoarisoa
9 months ago
in Laurent Rakotomamonjy
1 0
245 views

Fa ny finoan'ise - Groupe Laurent Rakotomamonjy (GLR)

Détails
4:23
by VAZO MILAY
9 months ago
in Laurent Rakotomamonjy
1 0
264 views

Herin'ny fanahy - GLR (Groupe Laurent Rakotomamonjy)

Détails
3:59
by VAZO MALAZA
12 months ago
in Laurent Rakotomamonjy
1 0
186 views

Hafaliana ho ahy - GLR (Groupe Laurent Rakotomamonjy)

Détails
1:50
by VAZO MALAZA
12 months ago
in Laurent Rakotomamonjy
1 0
221 views

Hafaliana ho ahy - Groupe Laurent Rakotomamonjy (GLR)

Détails
4:17
by HIRA MALAGASY
12 months ago
in Laurent Rakotomamonjy
1 0
300 views

Fitsaharana - GLR (Groupe Laurent Rakotomamonjy)

Détails
3:14
by HIRA MALAGASY
12 months ago
in Laurent Rakotomamonjy
1 0
255 views

Fa ny finoan'ise - Groupe Laurent Rakotomamonjy (GLR)

Détails
4:23
by VAZO MALAZA
12 months ago
in Laurent Rakotomamonjy
1 0
219 views
(0h03m52s) Matio 26:39 - Ary NONY NANDROSO KELIKELY IZY, DIA NIANKOHOKA KA NIVAVAKA HOE: RAIKO Ô, RAHA AZO ATAO, DIA AOKA HESORINA AMIKO ITY KAPOAKA ITY; NEFA AOKA TSY NY SITRAPOKO ANIE NO HATAO, FA NY ANAO. Salamo 16:5 - JEHOVAH NO ANJARA LOVAKO SY KAPOAKAKO; HIANAO NO MAMPAHARITRA NY ANJARAKO. Hazo fijaliana : GLR Esory amiko ry Raiko, ‘ty hazo fijaliana anjara ho zakaiko Fandrao hanala ny aiko sisa efa fa maty vao ho ritra Esory amiko ry Raiko Esory amiko ry Jesô tia Tsy zakan’ny hery hananako ity Mba mitalaho aho aza ratraina Alao ity hanafaka aina Esory amiko ry Jesô tia Nefa aoka tsia ho ny sitra-poko No ho tanteraka fa ny Anao Aloe ho tsoriko eto fa tsy foiko Sy mamiko ny miaraka Aminao Ampaherezo aho, mba hijoro toa Anao Hahay hitondra ‘zay anjarako Ny ota anatiko ao, tsy miafina Aminao Izany ndrindra no mampitaraina mafy aho toy zao Fa ny hazo fijaliana mba natao ho fidina Fa samy manana ny anjarany Atoroy aho koa f’Ianao aza Jesoa Nitondra mafy sy mafaitra Lavitra noho izao taloha Esory amiko ry Raiko ‘Ty halemena tsy hazakaiko ny hazo fijaliko Fa mandrampialam-pofonaiko De tsy maintsy ho zakaiko Izay voatendry ho ANJARAKO clip video

Catégories