MARION ANILANAO

4,211
11 years ago
120 0

Marion ft JsTwins

Détails
4:44
by Gasy Net
Il y a 1 jour
in Marion
0 0
30 views

Marion 2019 - Baby Sexy (By Gasy Makua Dance Cover)

Détails
2:59
by Vazo Gasy
1 month ago
in Marion
0 0
61 views

Baby sexy MARION clip gasy 2019

Détails
2:59
by Andriamaromanana Fanomezantsoa Tina
1 month ago
in Marion
0 0
143 views

MARION Baby Sexy ( Nouveauté Clip gasy 2019 ) Gasy Makua

Détails
2:59
by TSOU
1 month ago
in Marion
0 0
114 views

danse cover #sexy baby ----Marion #Gasy Makua #2019

Détails
2:59
by Joseph RABETSY
1 month ago
in Marion
0 0
60 views

MARION " Ho iray " Nouveauté Gasy Clip 2019

Détails
4:25
by NJ Gasy misoma
2 months ago
in Marion
0 0
104 views

ODYAI ft MIJAH ft BIG MJ ft MARION Nouveauté clips gasy 2019

Détails
4:12
by Online Tips
2 months ago
in Marion
0 0
109 views

DanceCover Marion by GasyMakua

Détails
2:59
by RAMO RECORDS
2 months ago
in Marion
0 0
19 views

MARION " Ho doria mandra maty " Nouveauté Gasy Clip 2018

Détails
4:17
by NJ Gasy misoma
2 months ago
in Marion
0 0
96 views

MARION " Tanindrazako " Nouveau gasy clip 2018

Détails
4:42
by NJ Gasy misoma
2 months ago
in Marion
0 0
42 views

MARION " NATAO HO IRAY " Nouveauté Gasy Clip 2018

Détails
4:40
by NJ Gasy misoma
2 months ago
in Marion
0 0
53 views

Marion - Aza malahelo Clip Gasy

Détails
4:14
by Mijery Clip Gasy
2 months ago
in Marion
0 0
100 views

Marion 2019

Détails
4:29
by Gasy Net
2 months ago
in Marion
0 0
365 views

ODYAI X MARION X MIJAH FEAT BIG MJ "AMINAH"

Détails
4:12
by TALENTA GASY
2 months ago
in Marion
0 0
295 views

MARION "HO-IRAY"

Détails
4:24
by TALENTA GASY
2 months ago
in Marion
0 0
13 views
(0h04m02s) Rnb tena tsara!Ezaka manokana ny nametrahana tononkira mba hankafizanareo azy kokoa!!!Miala tsiny raha somary misy diso kely e! Nataoko ihany angamba ny azo atao Hoentiko nanadinoana anao 'Reo fahatsiarovana nisy taloha navaloko Nitady olon-kafa 'zaho nasolo anao Nefa tsy haiko ihany Mbola tianao foana aho, mbola miandry anao Ka tsy haiko ny atao. Anilanao ihany angamba ny hahatsara ahy Ny anilanao no mba nahitako hafanana Ka dia ho eo foana aho, tia anao hihanta eo anilanao Na ny andro nanjombona namirifiry Na namiratra foana izy na nampangatsiaka Fa teo foana ianao, tonga mitalaho Hoe aza mandao Hatramin'izay tsy nahateo anao toa alahelo foana Nanjary hakiviana feno fahoriana izany fiainako Mila anao foana aho, miandry anao, aza ariana Ka mba mitalaho, raha azo atao Mba ho eo... Anilanao ihany angamba ny hahatsara ahy Ny anilanao no mba nahitako hafanana Ka dia ho eo foana aho, tia anao hihanta eo anilanao Na ny andro nanjombona namirifiry Na namiratra foana izy na nampangatsiaka Fa teo foana ianao, tonga mitalaho Hoe aza mandao Mbola miandry anao foana aho Miandry anao ny toeranao Koa mba lazao izay sitrakao na holavinao Efa nifanantena izaho sy ianao Fa tokony hoe tsy hisy hifandao Aza avelanao irery foana aho Aza dia avelanao hisento aho Fa te mba ho namanao Anilanao ihany... clip video

Catégories