Fa toy izao - APF-NDL-TMM (Amboarampeo Fanantenana)

2,240
8 years ago
71 0

Ny Fahamarinan'Andriamanitra sy ny Fahamasinany

Détails
6:25
by Alain Tefy
Il y a 1 jour
in Hira Fiderana
0 0
37 views

NY AINA Fiderana prod by ajax 2k18

Détails
3:27
by AJAX Prod
Il y a 2 jours
in Hira Fiderana
0 0
46 views

LEADER PRAISE - NY HERIN'NY FIDERANA

Détails
4:47
by AMITIE TV
Il y a 2 jours
in Hira Fiderana
0 0
31 views

Famerenana ny Fanjakan'Andriamanitra.

Détails
1:34:44
by Chay
Il y a 5 jours
in Hira Fiderana
0 0
49 views

VAVAKA - Rija RASOLONDRAIBE - Instrumental

Détails
5:04
by Steblerlin STEBLERT
Il y a 6 jours
in Hira Fiderana
0 0
12 views

Mahery JESOSY (Angel'oo Fiderana)

Détails
4:20
by Ezra Fanomezantsoa
Il y a 6 jours
in Hira Fiderana
0 0
49 views

Mampiseho ny Voninahitr' Andriamanitra ve ianao?

Détails
39:46
by Ora Farany Izao
Il y a 1 semaine
in Hira Fiderana
0 0
37 views

Secret ny Vavaka Mandritra ny Ramadan Azahoana Euro Million

Détails
15:11
by iGasikara Tany Masina
Il y a 1 semaine
in Hira Fiderana
0 0
5 views

Fihirana Ffpm 7 Misaora an'Andriamanitra

Détails
2:21
by Ranja Arinala
Il y a 1 semaine
in Hira Fiderana
0 0
8 views

Fihirana Ffpm 6 Avia miondreha

Détails
2:21
by Ranja Arinala
Il y a 1 semaine
in Hira Fiderana
0 0
6 views

Fihirana ffpm 36 Moa ho haiko tantaraina ny hasoavanao?

Détails
2:56
by Ranja Arinala
Il y a 1 semaine
in Hira Fiderana
0 0
33 views

Fihirana ffpm 267 He , ny andon'ny maraina

Détails
3:10
by Ranja Arinala
Il y a 1 semaine
in Hira Fiderana
0 0
9 views

Fihirana ffpm 5 Jehovah, Ray an-danitra

Détails
3:17
by Ranja Arinala
Il y a 1 semaine
in Hira Fiderana
0 0
4 views

VAVAKA

Détails
3:21
by Dadaliva Ranarivelo
Il y a 1 semaine
in Hira Fiderana
0 0
32 views

MISAORA AN'ANDRIAMANITRA

Détails
2:28
by Dadaliva Ranarivelo
Il y a 1 semaine
in Hira Fiderana
0 0
17 views
(0:04:46) Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra an'izao tontolo izao Nomeny ny zanany lahitokana Mba tsy ho very ireo izay mino azy Fa hanana ny fiainana mandrakizay Ry Tompo Andriamanitray ô ! Ianao no nahary anay e ! Ianao, 'lay tsy mba miangatra, Ianao 'lay tsy manavaka Ianao 'lay tsy manavaka, mpamindra fo be fitiavana (2 fois) Midera, misaotra anao 'zahay e ! Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra an'izao tontolo izao Nomeny ny zanany lahitokana Mba tsy ho very 'ireo izay mino azy Fa hanana ny fiainana mandrakizay Ry Tompo Andriamanitray ô ! 'Lay Tompon'ny voaary tontolo Nafoinao ho sorona ny zanakao lahitokana Satria tsy foinao ho very, satria tsy foinao ho levona Satria tsy foinao ho levona, 'zahay rehetra zanakao Voninahitra, dera ho anao e ! Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra an'izao tontolo izao Nomeny ny zanany lahitokana Mba tsy ho very ireo izay mino azy Fa hanana ny fiainana mandrakizay Ry Jesoa Tompo, Tompon'ny Aina, Misaotra, misaotra anao izahay e ! Ianao no nanaiky ho sorona ny Ainao ho fara-fitiavana Ka manadio anay, ho famonjena anay (2 fois) Ka dera sy laza ho Anao e ! Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra an'izao tontolo izao Nomeny ny zanany lahitokana Mba tsy ho very 'zay rehetra mino azy Fa hanana ny fiainana mandrakizay clip video

Catégories