Mizarà fitiavana - APF-NDL-TMM (Amboarampeo Fanantenana)

2,141
8 years ago
3 0

Vavaka, fanovozana ny Herin'Andriamanitra

Détails
22:25
by RHEFI FRANCE
Il y a 20 heures
in Hira Fiderana
0 0
50 views

Ry Raiko ô! Ry Raiko ô (Hira faha-419, Fihirana FFPM)

Détails
7:12
by Rnff Farimanintsoa
Il y a 22 heures
in Hira Fiderana
0 0
30 views

Fiderana Apokalypsy - Alasora 08 06 19 (part 2)

Détails
4:42
by Président Mailhol Info
Il y a 3 jours
in Hira Fiderana
0 0
33 views

Fiderana Apokalypsy - Alasora 08 06 19 (part 1)

Détails
5:34
by Président Mailhol Info
Il y a 3 jours
in Hira Fiderana
0 0
47 views

1. Gala Évangélique - Sampana Vehivavy - Partie "FIDERANA"

Détails
14:38
by Mihamina Haja
Il y a 4 jours
in Hira Fiderana
0 0
3 views

Atolotro Anao Andriamanitra : By Bebe Lys

Détails
3:00
by RAZAFINTSEHENO HJL
Il y a 5 jours
in Hira Fiderana
1 0
54 views

tena fahagagana avy amin'Andriamanitra

Détails
6:53
by Miracles of God
Il y a 6 jours
in Hira Fiderana
0 0
57 views

VONINAHITRA ANIE HO AN' ANDRIAMANITRA---Chorale ARGENTEUIL FIVAVAHANA --2001

Détails
3:11
by Claude Erick Rakotoarisoa
Il y a 6 jours
in Hira Fiderana
0 0
73 views

03 SEDERAN'I LIBANONA Ianao Andriamanitra mahery

Détails
3:11
by Jonah Nominoah Nomenjanahary
Il y a 1 semaine
in Hira Fiderana
0 0
45 views

"AVIA, FANAHY MASINA Ô" (Fihirana 176) organ & sax alto 09 06 19

Détails
1:22
by sammy rakotoarimalala
Il y a 1 semaine
in Hira Fiderana
0 0
27 views

RANTSANA DIMY: Efa manolotra ny tanany Andriamanitra hamonjy ny firenen-tsika.

Détails
7:20
by TVPresse Madagascar
Il y a 1 semaine
in Hira Fiderana
0 0
56 views

Pierrot Matatana, Namindra Fo amiko Andriamanitra Hidera sy Hanompo Azy Aho

Détails
11:06
by Info hoantsika2424
Il y a 1 semaine
in Hira Fiderana
0 0
87 views

Te ho afaka va ianao? 195: Inona no tianao ataon'Andriamanitra ho anao - RHEFI Androndrakely

Détails
30:45
by Rhefi Androndrakely
Il y a 2 semaines
in Hira Fiderana
0 0
30 views

Famaranana fianarana tenin'Andriamanitra

Détails
8:58
by RAZAFINTSEHENO HJL
Il y a 2 semaines
in Hira Fiderana
0 0
13 views

Ny foko, ry Mpamonjy, atolotro Anao - Fihirana FFPM 434 - Feon-kira - CM RATIA

Détails
3:15
by CM RATIA
Il y a 3 semaines
in Hira Fiderana
0 0
43 views
(0:07:05) MIZARA FITIAVANA Tsy misy olona avahan'i Jesoa Na amin'ny ratsy na amin'ny soa Fa ianao efa tiany, k'araho koa ny diany Zarao ny fitiavana nomeny anao Aza miandry ny hisehoan'ny Tompo ianao Vao hahalala fa any misy fiainam-baovao Ho an'izay mino azy ka mahasahy misazy Mihafy ho vonjy ho an'ny hafa Soa fa nahafoy ny ainy, I Jesoa fa izany no ilaina e ! Hahazoana ny tena famonjena - An-tsitrapo fa tsy terena Hihavanana amy Ray Koa andeha isika hifankatia e ! Mba honina amintsika i Kristy e ! Katsaho, zahao ny Tompo soa - Tadiavo fa miandry anao Jesoa ô Hahazoana ny tena famonjena - An-tsitrapo fa tsy terena Hihavanana amy Ray Na iza n'iza hiaiky fa i Jesoa No ilay zanaka lahitokan'ny tsito(ha) dia Hoa ho aminy, izay efa nomaniny Dia ny Tompo Ray Andriamanitra Ary ny hahalalana fa ao amintsika izy Dia ny fanahy nomeny antsika fony mbola ankizy No hiasa tsy tapaka, handidy hahatapaka Am'izay rehetra hiainana eto Soa fa nahafoy ny ainy, I Jesoa fa izany no ilaina e ! Hahazoana ny tena famonjena - An-tsitrapo fa tsy terena Hihavanana amy Ray Koa andeha isika hifankatia e ! Mba honina amintsika i Kristy e ! Katsaho, zahao ny Tompo soa - Tadiavo fa miandry anao Jesoa ô Hahazoana ny tena famonjena - An-tsitrapo fa tsy terena Hihavanana amy Ray Koa andeha isika hifankatia e ! Mba honina amintsika i Kristy e ! Katsaho, zahao ny Tompo soa - Tadiavo fa miandry anao Jesoa ô Hahazoana ny tena famonjena - An-tsitrapo fa tsy terena Hihavanana amy Ray clip video

Catégories