Mila anao (Titi)

9,109
10 years ago
167 0

NY FANILO - TSARA NY FITONDRANAO

Détails
4:21
by Hira Fiderana
Il y a 4 semaines
in Ny fanilo
0 0
63 views

MANDEHANA MITORIA - Ny Fanilo - Instrumental

Détails
4:20
by Steblerlin STEBLERT
1 month ago
in Ny fanilo
0 0
44 views

Na dia heverin'ny sasany aza _ Ny Fanilo | Karaoke

Détails
4:45
by Sitraka Fenari
3 months ago
in Ny fanilo
0 0
119 views

Tarika ny Fanilo -anio no andro famonjena (karaoké)

Détails
2:50
by andry raissa
6 months ago
in Ny fanilo
0 0
375 views

Sao ity no antso farany - Ny fanilo (Lyrics)

Détails
4:24
by Antonella Rajaonah
7 months ago
in Ny fanilo
0 0
229 views

Ny Fanilo - Amin'ny Finoana (tsy avy amin'ny asa fa ndrao misy hirehareha)

Détails
3:46
by nambinina kotondra
10 months ago
in Ny fanilo
0 0
324 views

Eo akaikinao - Tarika ny Fanilo

Détails
3:36
by VAZO MILAY
12 months ago
in Ny fanilo
3 0
230 views

NY FANILO - AIZAN'NY LANITRA

Détails
6:20
by Onjaniaina Randriamasy
1 year ago
in Ny fanilo
2 0
255 views

NY FANILO - AMPY IZAY ANAKA

Détails
9:14
by Onjaniaina Randriamasy
1 year ago
in Ny fanilo
2 0
457 views

TARIKA NY FANILO - MBA HO ANY AMIN'IZA MOA AHO

Détails
3:02
by Onjaniaina Randriamasy
1 year ago
in Ny fanilo
2 0
597 views

NY FANILO - TSARA NY FITONDRANAO

Détails
4:21
by Onjaniaina Randriamasy
1 year ago
in Ny fanilo
4 0
1,750 views

Herezo ny dia - Tarika ny Fanilo

Détails
3:48
by VAZO MALAZA
1 year ago
in Ny fanilo
3 0
405 views

Hafa kely - Tarika ny Fanilo

Détails
3:28
by VAZO MALAZA
1 year ago
in Ny fanilo
2 0
266 views

Fiderana Tarika ny Fanilo

Détails
4:32
by VAZO MALAZA
1 year ago
in Ny fanilo
2 0
275 views

Faniriako tsotra izao - Tarika ny Fanilo

Détails
4:15
by HIRA MALAGASY
1 year ago
in Ny fanilo
2 0
328 views
(0h04m52s) Mila anao - "Besoin de toi" "Besoin de toi pour être mon ami(e) Besoin de toi pour aimer et d'être aimé(e) Pas de pitié mais du vrai amour..." ******* Bonne écoute et merci de vos commentaires****** MILA ANAO - TITI Azoko atao ve ny miantso anao hoe tiako Dia hilaza izay mba faniriko Notazomiko ho ahy samy irery Hatrin'ny ela be ka sao ela loatra toa handratra ahy Handrovitra ny ati-fanahy Ka tsy hovoalazako eto indray ref : Mila anao ho namako aho Mila anao ho tiako sy ho tia ahy Tsy fitserana fa tena fitiavana Mila anao tontolo aho Mila ilay fitia voakolokolo Ilay fiarahana ho tena hasambarana Azoko atao ve ny hanantena anao Hamboly ilay fiainana vaovao Noiriko hatrizay ka hatrizao Ny faniriako raha rava tsy ho tanty Mandoro mamono ao anaty Ka mbola averiko indray ref : Mila anao ho namako aho Mila anao ho tiako sy ho tia ahy Tsy fitserana fa tena fitiavana Mila anao tontolo aho Mila ilay fitia voakolokolo Ilay fiarahana ho tena hasambarana Tena satriko tokoa ianao fanilo ny fiainako Fitaratry ny diako Mila anao Chorus : Mila anao ho namako aho Mila anao ho tiako sy ho tia ahy Tsy fitserana fa tena fitiavana Mila anao tontolo aho Mila ilay fitia voakolokolo Ilay fiarahana ho tena hasambarana Mila anao ho namako aho Mila anao ho tiako sy ho tia ahy Tsy fitserana fa tena fitiavana Mila anao tontolo aho Mila ilay fitia voakolokolo Ilay fiarahana ho tena hasambarana Mila anao ho namako aho Mila anao ho tiako sy ho tia ahy Tsy fitserana fa tena fitiavana Mila anao tontolo aho Mila ilay fitia voakolokolo Ilay fiarahana ho tena hasambarana Mila anao ho namako aho Mila anao ho tiako sy ho tia ahy Tsy fitserana fa tena fitiavana clip video

Catégories