APENJIKY 24-06-2011

984
9 years ago
32 0

mydago com Antso mivantana PRM 22 Avril 11

Détails
11:17
by Soa
7 years ago
in Emissions 2011
2 0
884 views

mydago com dep Ignace 22 okt 11

Détails
10:25
by Soa
7 years ago
in Emissions 2011
3 0
1,145 views

VM 14-07-2011.flv

Détails
10:56
by tmravo
8 years ago
in Emissions 2011
2 0
1,171 views

APENJIKY 26-08-2011

Détails
13:09
by tmravo
8 years ago
in Emissions 2011
3 0
980 views

11 fev 09 Pro-ra8 tao mahamasina

Détails
2:18
by Mada-News
8 years ago
in Emissions 2011
2 1
1,901 views

Gaborone, Zafy Albert 5 juin 2011

Détails
5:36
by Tetezamita2010
8 years ago
in Emissions 2011
2 0
1,085 views

GABORONE SADC Closing 7 June 2011

Détails
25:06
by papizano100
8 years ago
in Emissions 2011
2 1
1,080 views

AP 02-11-2011.flv

Détails
9:14
by tmravo
8 years ago
in Emissions 2011
3 0
1,122 views

AP 11-11-2011 ROLLAND RAVATOMANGA

Détails
19:22
by tmravo
8 years ago
in Emissions 2011
2 0
1,035 views

VM 03-12-2011 : HANAO "DINA MENAVOZO" NY ANKOLAFY RAVALOMANANA SY ZAFY

Détails
13:12
by tmravo
8 years ago
in Emissions 2011
2 0
1,136 views

VM 06 12 2011

Détails
9:07
by tmravo
8 years ago
in Emissions 2011
4 0
1,206 views

TV Plus_20090420_211212 mg (03)

Détails
4:30
by auzoma
8 years ago
in Emissions 2011
2 0
757 views

TV Plus 20110321 195745 vaovao 1

Détails
7:58
by auzoma
8 years ago
in Emissions 2011
2 0
913 views

Mujer Moderna Fashion Line Primavera Verano Coleccion 2011 Blusas Vestidos de Fiesta

Détails
2:00
by NegociosUnidosUSA
8 years ago
in Emissions 2011
2 0
936 views

Fashion Film | Cooperativa Pescatori Posillipo FW 2011-12 Directed by Joseph Cardo

Détails
3:47
by GroundStudio
8 years ago
in Emissions 2011
2 0
1,229 views
(0:30:02) Vaovao nisongadina androany: -Nisy nitoraka t@ baomba (grénade), teny Analamahitsy, androany vao maraina ny fiaran' ny mpiasa iray ao @ fiadidiana ny FAT-dRajoelina! -Voasambotry ny FIS ny olona iray tompon'antoka t@ fanamboarana "ticket carburant" hosoka! -Noraisin'ny Dr Léonardo Simao teny Andraharo androany ny delegasionan' ny TGV, ny Ankolafy Ravalomanana, Didier Ratsiraka, ary Zafy Albert; Ho an'ny TGV dia mazava ny resaka fa tsy ilaina intsony ny "fifampidinihana"; Tsy nisy nitondra fanazavana kosa, tao aorian'ny fihaonana ny avy @ ankolafy 3! -Nitohy androany ny hetsiky ny Rodobe teny @ Magro Behoririka! Nambaran'ny Filohan'ny Fikambanan'ny Ben'ny Tanana, manerana an'i Mscar, Guy Maxime Ralaiseheno fa "eo @ Magro Behoririrka no hankalaza ny Fetim-pirenena, ny Alahady 26 jiona ho avy izao, ny Vhk Malagasy; Hanomboka @ 9 ora maraina ny fotoana". -Fandaharana Apenjiky(24-06-2011): vahiny Atoa Guy Maxime Ralaiseheno(fb fahazavana- tiana maharavo- ratsimba lolot lolot) - Manao antso avo @ Archevèque Antvo, ny Mgr Odon Marie Razanakolona, mba hivoaka @ fahanginana, hiteny ny zavamisy marina eto @ firenena Malagasy ankehitriny, ny Vondron'ny Kristiana Malagasy; Miandry ny ho fihetsiky ny Archevèque ny Alahady 26 jiona ho avy izao ireto vondrona kristiana ireto! clip video

Catégories