Note utilisateur: 0 / 5

Etoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactives
 
Noho ny fivoahan'ny hevitra ao amin'ny media sosialy dia toy ny nitsaha-ketrika ny taty amin'ny bilaogy. Fantatsika rehetra anefa fa mora tsy hita izay hevitra mivoaka ao amin'ny Facebook ohatra. Fantatsika fa navoakantsika ilay hevitra, nefa mety tsy ho hitantsika intsony izay nalehany. Tsy dia mety eo amin'ny fandraketana ny tsiaron'ny tantara izany anondroana fa tsy azo tsinontsinoavina hatrany ny bilaogy, izay mahatahiry ny zavatra tokony hotehirizina amin'ny ankapobeny. Maro ny zava-nitranga teto amin'ny firenena tamin'ity volana ity, saingy toy ny mahazatra dia tsy nisy tohiny ireo rehetra mahaliana sy nahabe resaka ny besinimaro. Ohatra iray amin'izany ny nahatrarana fahitalavitra manify efijery miisa 1400 mahery naondrana teto Madagasikara nefa nolaingana ho lamba ireo fahitalavitra ireo. Raha ny fahafantarako azy dia toa miditra maimaim-poana amin'izao fotoana ny lamba fripy, dia izay no anararaotan'ny sasany tsy te-handoa haban-tseranana ho lamba fripy ireo entana hafa mandoa haba mihoam-pampana. Ny zavatra toy izao no mampanontany tena amin'ny fiarovana ny mpanitsakitsaka ny lalàna. Rehefa ny olon-tsotra no voampanga dia aranty ny sary fa ny masony ihany no afenina, dia ...

Lire la suite sur jentilisa.blaogy.com

Catégories

Agenda

Diffuser vos évènements sur Gasy.net (Autre rendez-vous)

Dernières Unes

Juliette Ratsimandrava - Salangalanga

Madagascar Un des seuls documentaire sur les évenements de 1947 à Madagascar vig 04 130911

MADAGASCAR : Le temps de la colonie

Les esclaves oubliés de l'île Tromelin

Cyril Takayama - Burger Magic

J'irai Dormir Chez Vous - Episode 18 - Madagascar

Madagascar : L'île rouge - Echappées belles

Madagascar: Erick Rajaonary et son engrais révolutionnaire

Dernières vidéos

jt vm 19h30 25 mai 2018

jt vf 20h30 25 mai 2018

I BC NEWS DU 25 MAI 2018

TAHALAN KEVITRA Olivier RAKOTOVAZAHA du 24 Mai 2018

Madagascar's Spiny Forest

Madagascar travel

Dernières photos

20161022 nono::800_9149

20161022 nono::800_9092

20161022 nono::D3S_9778

20160327 rns p01::DSCF1414

20160327 rns p01::DSCF1406

20160327 rns p01::DSCF1398

20160319 Black & White::D3S_7876

20160319 Black & White::D3S_7828

REMARQUE ! Ce site utilise des cookies.

En poursuivant votre navigation sur ce site, vous acceptez l’utilisation de cookies pour vous proposer des contenus et services adaptés à vos centres d’intérêts

J'ai compris