Laurent Rakotomamonjy - Ny adala

1,959
11 years ago
78 0

TSY HAIKO NY MIAINA (A/C : Laurent RAKOTOMAMONJY)--NY MPITORY--1988

Détails
5:06
by Claude Erick Rakotoarisoa
2 months ago
in Laurent Rakotomamonjy
0 0
71 views

OMEO AHY - Laurent RAKOTOMAMONJY - Instrumental

Détails
4:42
by Steblerlin STEBLERT
4 months ago
in Laurent Rakotomamonjy
0 0
106 views

Ovay Laurent Rakotomamonjy

Détails
5:08
by invisible
4 months ago
in Laurent Rakotomamonjy
0 0
84 views

EKEKO TSOTRA IZAO - Laurent RAKOTOMAMONJY - Instrumental

Détails
3:35
by Steblerlin STEBLERT
7 months ago
in Laurent Rakotomamonjy
0 0
206 views

Propagandy GrAS ft Laurent Rakotomamonjy

Détails
5:43
by Alphatokiniaina Ratax
8 months ago
in Laurent Rakotomamonjy
0 0
241 views

Laurent Rakotomamonjy - Hazo fijaliana

Détails
3:52
by Hira malagasy Cassette
8 months ago
in Laurent Rakotomamonjy
0 0
273 views

AZO ANTOKA (LAURENT RAKOTOMAMONJY & BENJA )

Détails
7:48
by rakoto jacques
10 months ago
in Laurent Rakotomamonjy
0 0
355 views

Fiderana an-kira , STK Aumonerie Malagasy Presbyteriana (Maurice) sy Laurent Rakotomamonjy

Détails
1:42
by Hasina Rabenja Rakotomaharo
10 months ago
in Laurent Rakotomamonjy
1 0
288 views

Ity Jesoa ity - Laurent Rakotomamonjy

Détails
4:11
by Matiasy Raz
11 months ago
in Laurent Rakotomamonjy
1 0
315 views

HODY AHO--LAURENT RAKOTOMAMONJY-GLR--1989

Détails
3:16
by Claude Erick Rakotoarisoa
12 months ago
in Laurent Rakotomamonjy
1 0
302 views

Fa ny finoan'ise - Groupe Laurent Rakotomamonjy (GLR)

Détails
4:23
by VAZO MILAY
12 months ago
in Laurent Rakotomamonjy
1 0
310 views

Herin'ny fanahy - GLR (Groupe Laurent Rakotomamonjy)

Détails
3:59
by VAZO MALAZA
1 year ago
in Laurent Rakotomamonjy
1 0
227 views

Hafaliana ho ahy - GLR (Groupe Laurent Rakotomamonjy)

Détails
1:50
by VAZO MALAZA
1 year ago
in Laurent Rakotomamonjy
1 0
269 views

Hafaliana ho ahy - Groupe Laurent Rakotomamonjy (GLR)

Détails
4:17
by HIRA MALAGASY
1 year ago
in Laurent Rakotomamonjy
1 0
346 views

Fitsaharana - GLR (Groupe Laurent Rakotomamonjy)

Détails
3:14
by HIRA MALAGASY
1 year ago
in Laurent Rakotomamonjy
1 0
297 views
(0h02m56s) GLR : Ny ADALA Ny adala no manao anakam-po hoe tsy misy Andriamanitra Kanefa milaza mitory sy mino fo tonga any an-danitra Ny mpanompo sampy va re mba handova ny fiainana mandrakizay ? Diniho ny lalana sy ireo didy 10 navoaka fahiny nomen’ Andriamanitra Ray Tsy misy natao tsy hahalala tsy akory fa izao re no marina Ny minia misaina ny zavatra diso tsy saro-patarina Ireo no atao hoe mizotra amin'ny lalana be mahafinaritra Tsy fantany mantsy ny faran’izany fa tomany lava sy sento maharitra Koa raha misy milaza ny zavatra diso fa tsy mba ny marina Dia olom-boafidin’ingahy losifera io fa saingy namboamboarina Fiv : Ry fatra –mpandiso ô diniho re ny zavatra atao Andriamanitra ihany no mihevitra izay momba anao Izao no tsarovy sy ataovy ao an-doha Fa ts’isy ny lanitra iray faharoa Ry fatra-pandà ô tsinjovy ny fanahinao Ny heloka vita ifony ary koa ibebao Izao no tsarovy sy ataovy ao an-doha F’izay no tadiavin’ny Tompo Jesoa Ny zava-drehetra dia nisy namorina matoa vanona Tsy lavina izany fa marina loatra ka tsisy hokianina Jereo ny tanety ny rano ao an’ony sy ireo tendrombohitra Fa misy tsy nisy mpanao hono ireny Hoy ny vava sy tenin’ny fatra-mpanohitra Koa raha misy mpitory izay tsy mba milaza ny zavatra marina Dia sari-bakolin’i belzaboba io fa saingy Saingy namboamboarina Fiv : …. clip video

Catégories