Categories

(0h09m10s) Tsiahy sy embona ireo sangan'asa vitsivitsy nanamarika an''i Raoul mpihira tao @ tarika Mahaleo izay indrisy fa nodimandry omaly . Mety misy hira tsaratsara kokoa tsy tafiditra noho ny antony maro samihafa , fa ireo aloha no vita sy vokatry ny tany ka dia mahaiza mankafy tompoko oh ! Fanamarihana kely fotsiny hoe ny sary hafa miseho eny anelanelan'ny hira dia noezahana mba hifanaraka amin'izay zavatra voalazan'ny tononkira. Ny tarika Mahaleo raha teo ho an'izay mpanaraka azy hatramin'izay dia miantefa mivantana sy mahitsy ao anatin'ny tontolon'ny fiainana an-davan'andro ny hirany ka tsara ny sady mankafy ny feo no mihaino tsara koa ny toniny. clip video
Note: 4.0 (6 Votes)
Vue 766 fois
rahery » 5am - Sep 7, 2010

Commentaires Vidéo

Agenda

Photos en cours

Voir les Photos
Voir les Photos
Voir les Photos
Voir les Photos
Voir les Photos
Voir les Photos
Voir les Photos
Voir les Photos
Voir les Photos
Voir les Photos

Statistiques

Visiteurs en ligne:


Madagascar 35.1%Madagascar
United States 30.8%United States
France 27.6%France
Canada 1.5%Canada
Germany 0.7%Germany
United Kingdom 0.6%United Kingdom
Italy 0.5%Italy
Belgium 0.5%Belgium
Switzerland 0.4%Switzerland
Norway 0.2%Norway
Finland 0.1%Finland
Lebanon 0.1%Lebanon
China 0.1%China
Greece 0.1%Greece

Aujourd'hui: 1962
Hier: 4420
Ce mois: 6382
Total: 3603111


Publications Facebook

Pages recommandées

Connexion