Hay teo foana i Kristy 07.02.2013

2,847
6 years ago
4 1

Vavaka, fanovozana ny Herin'Andriamanitra

Détails
22:25
by RHEFI FRANCE
Il y a 20 heures
in Hira Fiderana
0 0
50 views

Ry Raiko ô! Ry Raiko ô (Hira faha-419, Fihirana FFPM)

Détails
7:12
by Rnff Farimanintsoa
Il y a 22 heures
in Hira Fiderana
0 0
30 views

Fiderana Apokalypsy - Alasora 08 06 19 (part 2)

Détails
4:42
by Président Mailhol Info
Il y a 3 jours
in Hira Fiderana
0 0
33 views

Fiderana Apokalypsy - Alasora 08 06 19 (part 1)

Détails
5:34
by Président Mailhol Info
Il y a 3 jours
in Hira Fiderana
0 0
47 views

1. Gala Évangélique - Sampana Vehivavy - Partie "FIDERANA"

Détails
14:38
by Mihamina Haja
Il y a 4 jours
in Hira Fiderana
0 0
3 views

Atolotro Anao Andriamanitra : By Bebe Lys

Détails
3:00
by RAZAFINTSEHENO HJL
Il y a 5 jours
in Hira Fiderana
1 0
54 views

tena fahagagana avy amin'Andriamanitra

Détails
6:53
by Miracles of God
Il y a 6 jours
in Hira Fiderana
0 0
57 views

VONINAHITRA ANIE HO AN' ANDRIAMANITRA---Chorale ARGENTEUIL FIVAVAHANA --2001

Détails
3:11
by Claude Erick Rakotoarisoa
Il y a 6 jours
in Hira Fiderana
0 0
73 views

03 SEDERAN'I LIBANONA Ianao Andriamanitra mahery

Détails
3:11
by Jonah Nominoah Nomenjanahary
Il y a 1 semaine
in Hira Fiderana
0 0
45 views

"AVIA, FANAHY MASINA Ô" (Fihirana 176) organ & sax alto 09 06 19

Détails
1:22
by sammy rakotoarimalala
Il y a 1 semaine
in Hira Fiderana
0 0
27 views

RANTSANA DIMY: Efa manolotra ny tanany Andriamanitra hamonjy ny firenen-tsika.

Détails
7:20
by TVPresse Madagascar
Il y a 1 semaine
in Hira Fiderana
0 0
56 views

Pierrot Matatana, Namindra Fo amiko Andriamanitra Hidera sy Hanompo Azy Aho

Détails
11:06
by Info hoantsika2424
Il y a 1 semaine
in Hira Fiderana
0 0
87 views

Te ho afaka va ianao? 195: Inona no tianao ataon'Andriamanitra ho anao - RHEFI Androndrakely

Détails
30:45
by Rhefi Androndrakely
Il y a 2 semaines
in Hira Fiderana
0 0
30 views

Famaranana fianarana tenin'Andriamanitra

Détails
8:58
by RAZAFINTSEHENO HJL
Il y a 2 semaines
in Hira Fiderana
0 0
13 views

Ny foko, ry Mpamonjy, atolotro Anao - Fihirana FFPM 434 - Feon-kira - CM RATIA

Détails
3:15
by CM RATIA
Il y a 3 semaines
in Hira Fiderana
0 0
43 views
(0:05:38) Hay teo foana i Kristy, 7 Febroary 2013 Taona sy taona nisesy nitadiavan-tsoa Nihodikodina nefa tsy nety nitony ny fo Ireo izay nitokiana nandao avokoa Tany efitra sady nangiana no niainako Hay teo foana i Kristy Hay teo foana i Kristy Nitady ahy izay nania Hay teo foana i Kristy Foana izao ny fotoana izay laniko Andro mirana sy lohataona izao ny androko Tojo izay nantenaina aho ka dia afa-po Ilay fiainako teo karakaina niova ho soa Hay teo foana i Kristy Hay teo foana i Kristy Nitady ahy izay nania Hay teo foana i Kristy Io ambony io ny tonon-kira avy amin'ny Chorale Fiderana. Izay nihirain'ny Chorale FEFI, ny alakamisy 7 Febroary 2013, teo Ambohitsorohitra. Fa io ambany io kosa ny tonon-kira noforonin'i Jocelin Ranjarison Fatra-pitady hafaliana taloha aho tamin-java-boarara Ka notsiniako ireo loza mpahazo ahy tety an-tany. Niraiki-po tamin'ny tany aho mandra-pianjerako nitsirara Tamin'io indrindra anefa no niantso ahy ilay Mpiandry Tsara Ref. (Fiverenenana) Hay teo foana i Kristy Hay teo foana i Kristy Niandry ahy izay nania Hay teo foana i Kristy Tsy hitako intsony rendrarendra izay namitaka ahy Haiko izao ny lalan-tsara ka hizotra aho tsy amin'ahiahy Ny fiainako isanandro miaraka aminy dia mamy ery Ô, indrisy raha fantatrao tsy nampiandrasiko mihitsy i Kristy Ref. (Fiverenenana) clip video

Catégories